| Entry | fanjavonana (zavona) | |
| Part of speech | noun | |
| Fotoana fisian' ny zavona; fisian' ny zavona: Anisan' ny tokony hampitandrina ny mpitondra fiara ny fanjavonana Fandosirana na tsy fahitana olona na zavatra foana eo: Zava-mahatalanjona ahy ny fanjavonan' ny bokiko teto ambony latabatra [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|