| Entry |
fanjaitra
(zaitra)
|
| Part of speech | noun or adjective
|
| | Fomba entina manjaitra: Tsy tiako ny fanjaitran-dRakoto palitao Azo zairina: Ny baoritra tsy mba fanjaitra [1.1]
|
|
| Entry |
fanjaitra
(zaitra)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fiasana vy lavalava kely marani-doha misy loaka ny vodiny mba hidiran' ny kofehy:
Akao fanjaitra hanjairana itỳ akanjonao tata-jaitra
[1.1]
|
| | A needle [1.2, 1.7]
|
| | Aiguille [1.8]
|
/m:genre>
| Examples |
| 1 | Fanjaitra sy ny lamba vaovao zairina indray maka;
[2.69]
|
| 2 | Dia jereo tsara ny fanjaitra kely, fa izy no mpanondro ny ora.
[2.332]
|
|
| Riddles | Hetrao ilaikely fa hiady? Fanjaitra.
|
|