|
|
|
|

Entry fanisihana (sisika)
Part of speech noun
 Fampidirana, fanosohana, fanampiana
Fanomezana olona zavatra na vola hanangolena azy [1.1]

Entry fanisihana
Part of speech noun
 Fanasarahana litera na teny amin'ny alalan'ny vy iva noho ny litera [1.13]
 Espacement [1.13]

Updated on 2023/01/20