| Entry | faniratsira (tsiratsira) | |
| Part of speech | noun or adjective | |
| Fomba entina maniratsira, tsy manaja, manivaiva, manevateva Azo tsiratsiraina, tevatevaina [1.1] | ||
| Examples | Indro hianao efa nataoko kely eo amin' ny firenena dia faniratsira indrindra.
[2.996] | |
| Updated on 2023/04/14 |
|