|
|
|
|

Entry fanirahana (iraka)
Part of speech noun
 Fandefasana matetika: Any an-tsena no fanirahany ahy
Fandefasana olona hanatanteraka zavatra iray: Avy amin' ny lehiben' ny Governemanta ny fanirahana olona hamitrana fihavanana [1.1]

Updated on 2023/01/05