| Entry | fanintsanana (hintsana) | |
| Part of speech | noun | |
| (ara-bakiteny) Fanozongozonana ny sivana mba hahazoana tany na fasika malemy Fanalana amin' ny alalan' ny fifaninananaizay tsy mahay na osa, ka ny mahay sy ny matanjaka sisa mijanona [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|