|
|
|
|

Entry faninginana (tsingina)
Part of speech noun
 Fametahana firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra na hampitohy azy amin' ny vifotsy hafa [1.1]
 Fanakambanana raikitra amin'ny alalan'ny fampitsonehana ny singa atambatra [1.13]
 Soudure [1.13]

Updated on 2023/01/20