| Entry | faninganana (singana) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanavahana: Tsy tiako ny faningananao ny zanako amin' ny be sy ny maro fa aoka izy hiaraka amin' ny mpianatra rehetra Tsy fanaovana ohatra ny be sy ny maro, fiavahana; tsy fitovizana amin' ny rehetra: Mahasosotra ny faninganan-dRangahy io amin' ny be sy ny maro [1.1] | ||
| L'action de faire aller seul, d'aller seul, la cause [1.3] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|