|
|
|
|

Entry faninefany (inefatra (efatra))
Part of speech adverb [Full list]
 Famerenana asa iray hatramin' ny inefatra: Faninefany izao no nahozoako loko: mba itsikian' ny vintana mihitay aho [1.1]
 [ faninefatra ] [1.75]
 Pour la quatrième fois [1.3]
Examples Intelo izy no nitsangana hiditra ho ao amin-dRazaimalala, nefa vahotra toy ny notanan-javatra, faninefany dia tafatsangana ihany izy, ka nitsaitsaika, ndrao matory izy ka manaitra azy. [2.324]
Morphology 
Simple : faninefatra, faninefany

Updated on 2023/01/20