| Entry |
fanindiminy
(indimy (dimy))
|
| Part of speech | adverb
|
| | Famerenana asa iray hatramin' ny indimy: Natonta fanindiminy itỳ boky [1.1]
|
| | [ fanindimy ] [1.75]
|
| | Pour la cinquième fois [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Dia nirahin'i Sanbala fanindiminy ny zatovony hankeo amiko araka izany ihany, nitondra taratasy nivelatra teny an-tànany,
[2.996]
|
| 2 | ka amy ny nahararieny fanindiminy vao vita amy ny ity, arak'izao voalaza izao.
[2.59]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
fanindimy,
fanindiminy |
|
|