|
|
|
|

Entry fangozohozo (hozohozo)
Part of speech noun
 Toetran' ny olona mangozohozo, izany hoe mangovingovitra noho ny harerahana na ny fahanterana ka tsy mahay mihetsika na mamindra tsara [1.1]
Synonyms fihozohozo

Updated on 2023/01/05