|
|
|
|

Entry fangovitra (hovitra)
Part of speech noun
 Fomban' ny olona mangovitra, mipararetra: Moa ve samy hafa ny fangovitry ny olona marary sy ny an' ny olona matahotra? [1.1]

Updated on 2023/01/20