|
|
|
|

Entry fangotsohana (hotsoka)
Part of speech noun
 Fanaintainana [1.1]
Synonyms fangotsongotsohana

Entry fangotsohana (hotsoka)
Part of speech noun
 Entina milaza olona tsy azo kasihina noho ny hasiahany
Fetsy holoka. Fetsy [1.1]

Entry fangotsohana
Part of speech noun
 Bibikely karazana fanday fahita eny amin' ny ravin-javatra toy ny rotra na ny tanantanana ka manaikitra ary mahavoa ny tandomerina ny lainy [1.1]
 [Rel. s. from mangotsoka (hotsoka).] An insect with very prickly hairs. [1.2]
Vocabulary 

Entry fangotsohana (hotsoka)
Part of speech noun
  [Betsileo] (de hotsoka : douleur violente des organes profonds) Préparation qu'absorbaient certains lutteurs avant le combat. Elle était censée favoriser l'apparition de douleurs chez l'adversaire et les empêcher, au contraire, chez celui qui la buvait. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2019/08/17