|
|
|
|

Entry fangotraka (hotraka)
Part of speech noun
 Toetran' ny zavatra mangotraka, mafana mivaivay, mandevy: Efa ampy ny fangotraky ny rano fa vonoy amin' izay ny afo [1.1]

Updated on 2023/01/20