| Entry |
fangitra
|
| Part of speech | noun
|
| | Soritra na kiaka hita miharihary toy ny hohadina na nokiahina lalina.
Ny faritra dia ilazana ny soritra fotsiny na mazava na manjavozavo, na fizarana an-tsaina fotsiny aza.
Amin' ny fizarana tanimboly, tanimbary ho an-olona samy hafa dia tena fangitana, fa tsy faritana fotsiny. [1.10]
|
| | Faritra [1.1]
|
| | A curved mark or sign, a curved outline, a boundary, an indication.
It is not used of a parallelogram. See faritra
[1.2]
|
| | Contour, délimitation, circonscription [1.3]
|
| | Coordonnées. [1.13]
|
|
| Entry |
fangitra
|
| Part of speech | adjective
|
| | [Taimoro]
Tapaka (volondoha) [1.78]
|
|