| Entry | fangirika (hirika) | |
| Part of speech | noun | |
| Fomba entina mangirika, mandoaka, na mitady hahalala izay ao ampon' ny hafa [1.1] | ||
| Entry | fangirika | |
| Part of speech | noun | |
| Fitaovana kapohina fanaovana lavaka kely amin'ny rindrina [1.13] | ||
| Tamponnoir [1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|