| Entry | fangirihana (hirika) | |
| Part of speech | noun | |
| Fandoahana: Fangirihana hazo Fitadiavana hahalala izay ao am-pon' ny sasany: Fangirihana ny hevitrao no nanaovany izany fanontaniana izany Faniriana mafy haharo: Fangirihana an' io fanaka io no nisamborany vola [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|