|
|
|
|

Entry fanginana (gina)
Part of speech noun
 Tsy fitenenana, fikombonam-bava: No tsy valianao ny fiampangana anao? Mitory anao sahady ny fanginanao [1.1]
Synonyms fahanginana

Updated on 2023/01/20