|
|
|
|

Entry fangeja (geja)
Part of speech noun
 Fomba entina mangeja, mamatotra mafy [1.1]
 Fingotra amehezana ny faritra ijerena lalan-dra na hisakanana ny ra tsy handeha [1.13]
 Garrot [1.13]
Synonyms figejana

Entry fangeja
Part of speech noun
 Taova fihazonana fiasana na piesy amin'ny milina iray [1.13]
 Mandrin [1.13]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/05