|
|
|
|

Entry fangatsiaka (hatsiaka)
Part of speech noun
 Toetran' ny zavatra mangatsiaka na ny olona mahatsiaro hatsiaka: Tsy zakako ny fangatsiakan' ny andro atỳ [1.1]

Updated on 2023/01/05