|
|
|
|

Entry fangatsiahana (hatsiaka)
Part of speech noun
 Hatsiaka, fangatsiaka (indrindra amin' ny hevitra an' ohatra: Mampalahelo ny fangatsiaham-pon' ireto mponina ireto [1.1]
 Le froid, la froidure [1.3]
Examples tany aloha tany, nisy tsy fifandraisan' ny mpitandrina sy ny mpampianatra sasany tao Mangarivotra ka nahatonga fangatsiahana teo amin' ny fiaraha-miasa. [2.356]

Updated on 2023/01/08