| Entry | fangaronana (harona) | |
| Part of speech | noun | |
| Fisavana zavatra ao amin' ny miafina: Tokony hofaizina mafy ny fangaronam-paosy eny an-tsena Fitondrana hanina any am-bava amin' ny tanana: Fomban' ny ankizy ny fangaronan-tanana, rehefa mihinana [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|