| Entry |
fangarona
(harona)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fomba entina mangarona na misava zavatra ao amin' ny miafina [1.1]
|
| | It is used as in the three following words, in addition to its literal sense: fangarompody,
fangarompohy,
fangarompory
[1.2]
|
| | Ce qu'on peut fouiller, la manière de fouiller. [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Ny fianarana lehity tsy azo fangarona zavatra hafa a!
[2.472]
|
| 2 | Azonao atao ihany koa ny mamafy fangarona rano, alikaola sy ranon-tsavony fanasam-bilia mitovy fatra, amin'ny kidoro, sisim-pandriana sy ny toerana hatorinao.
[2.424]
|
|
|