| Entry |
fanehoana
(seho)
|
| Part of speech | noun
|
| | Famborahana mba ho hita, fampisehoana ety ivelany: Ny fiondrehana raha mandalo ny Filoha no fanehoana ny fanajana azy [1.1]
|
| | L’action de montrer, d’exhiber, l'instrument, le lieu [1.3]
|
| | Représentation, présentation, expression [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Fanehoana an-tsary ireo abidy sy fanolorana ireo mpandray anjara fototra ao amin' ireo lahatsoratra no mamaky lay ny boky.
[2.442]
|
| 2 | Hira an' ezaka mafy araka izay tratran' ny aina, fanehoana herin-tenda, voa-peo fara-hery, izany no niriatra sy nigaona nanodidina ahy.
[2.4]
|
|
|