| Entry | faneferana (efitra) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanasiana zavatra eo anelanelan' ny zavatra roa na maro izay tsy tiana hifampikasokasoka na hifampipoka [1.1] | ||
| Fisakanana zavatra toy ny aratra sy ny hafanana mba tsy hiampita [1.13] | ||
| Isolation [1.13] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|