| Entry | fanefana (efa) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanonerana: Amin' ny herinandro ambony ny fanefako ny trosanao Fanoloana: Takiko ny fanefanao ny bokiko very fa sarobidy tamiko loatra izy iny [1.1] | ||
| The act of accomplishing something ; the act of paying a debt [1.7] | ||
| L'action de finir, de payer, etc. le moyen [1.3] | ||
| Action d'accomplir, de terminer ; action de payer une dette [1.8] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|