| Entry | fandrokidrokiana (rokiroky (roky)) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanambatambazana mba hahazoana tombontsoa; famalifaliana mba hanambakana; fanolikolena, fanojikojena, fanangolena: Tsy naharitra ny fandrokidrokian' ny sakaizany izy ka niala tamin' ny raharahany [1.1] | ||
| Updated on 2012/11/12 |
|