| Entry | fandringana (ringa) | |
| Part of speech | noun | |
| Fandehanana na fipetrahana mitongilana, tsy marina mahitsy tsara [1.1] | ||
| Entry | fandringana (ringana) | |
| Part of speech | noun or adjective | |
| Fomba entina mandringana, mandripaka, mamono hatramin' ny farany, manimba tanteraka Azo aringana [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|