|
|
|
|

Entry fandrebirebena (rebireby)
Part of speech noun
 Fitarihana hivilivily lalana, fanadalana: Misy mitaona anao hiasa fa hahazo vola be, hono, ianao: fandrebirebena anao tsy hianatra tsara izany
Fanolikolena, famitahana amin' ny hevitra manodoka: Mampanantena paradiso eto an-tany ireo olona ireo; aza mina izany fa fandrebirebena fotsiny izany [1.1]
 The act of causing embarrassment, the act of troubling someone [1.7]
 Action d'embarrasser, de troubler [1.8]

Updated on 2023/01/20