| Entry | fandrarahana (raraka) | |
| Part of speech | noun | |
| Fampitobahana, fanabosasahana: Fandrarahana rano eran' ny trano Fanasiana, fandrotsahana: Fandrarahana vovo-tsira amin' ny laoka Fanariana: Fadio ny fandrarahana ilo mby an-doha Fandefana fofona manatonetona: Tsy zakako ny fandrarahan' io voninkazo io fofona mandritra ny alina [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|