|
|
|
|

Entry fandraiketana (raikitra)
Part of speech noun
 Fametahana: Fandraiketana sary amin' ny rindrina
Fanapahana, famaranana: Raina ny fandraiketana haingana izany raharaha izany. / Anio no fandraiketana ny datin' andro hanaovana ny mariazinareo [1.1]
 Scellement, liant, fixation [1.13]

Updated on 2023/01/05