| Entry | fandovana (lova) | |
| Part of speech | noun | |
| Fahazoana na fandraisana harena na fananana navelan' ny ray aman-dreny [1.1] | ||
| Hérédité [1.13] | ||
| Examples | Raha ny fandovana no jerena, dia azo lazaina ihany fa sady "momba ray" no "momba reny" ny Masikoro, satria ny olona iray na lahy na vavy dia afaka
[2.606] | |
| Article | Randzavola: fandovana ao amin' ny Baiboly | |
| Entry | fandovana (lo) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanaovana izay hahatonga lo [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|