|
|
|
|

Entry fandoavana (loa)
Part of speech noun
 Famoahana zavatra efa nohanina amin' ny vava indray
Fanefana vola: Isaky ny fahafolon' ny volano no fandoavana ny sarampianarana [1.1]
 The act of vomiting; a payment [1.7]
 Action de vomir; action de payer [1.8]

Updated on 2023/01/20