| Entry | fandeha (leha) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fomban' ny olona rehefa mandeha, famindra: Mianjonanjom-pandeha ery iny tovovavy iny Dia: Adanodano ny fandehanao Fizotra, toetra, fandroso: Manao ahoana ny fandehan' ny varotrareo izao? Fihetsehan' ny milina ao anatin' ny masinina iray ara-dalaina: Miadan-kely izany fandehan' ny famantaranandronareo izany [1.1] | |||||
| La manière de marcher, la démarche: Ratsy fandeha izy (Il a une vilaine démarche) [1.3] | |||||
| Morphology |
| ||||
| Entry | fandeha | ||||
| Part of speech | conjunction | ||||
| Yet, but. See nefa. [1.2] | |||||
| Analogs | kandeha ~ nefa | ||||
| Updated on 2023/01/20 |
|