| Entry |
fandavorariana
(lavorary)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fanaovana izay hahalavorary, hahatomombana, hahatanteraka [1.1]
|
| | Le perfectionnement, l’accomplissement [1.3]
|
| | Finition [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Isaorana koa ireo mpitantsoratra niara-nihosina tamin'ny fandavorariana ny boky
[2.606]
|
| 2 | Tsy dia ilana herin-tsandiy loatra ny asa ato, saingy ifotoran' ny fandavorariana ny asa ny fananana fifantohan-tsaina sy fihetsika kinga
[2.445]
|
|
|