|
|
|
|

Entry fandatsahana (latsaka)
Part of speech noun
 Fametrahana sy fandrafetana (biriky, vato): Mila fahaizana ny fandatsahana biriky hanaovan-trano
Fampirotsahana (orana): Sao dia misy mahay fandatsahana orana aminareo, ry zalahy, fa tsy anerany ity hain-tany!
Fampidirana: Rahampitso no fandatsahana ankizy hianatra
Fanatodizana: Saika matetika amin' ny maraina tahaka izao no fandatsahan' Ikalamavo
Fampihenam-bidy: Mba mangataka fandatsaham-bidy re, fa aza dia mitokozihitra tahaka izao [1.1]

Entry fandatsahana (latsaka)
Part of speech noun
 Fitsitsiran'ny ranontsirilahy rehefa miray ny lahy sy ny vavy [1.13]
 éjaculation [1.13]
Vocabulary 
Synonyms tsitra

Updated on 2023/09/14