| Entry | fandatsa (latsa) | |
| Part of speech | noun or adjective | |
| Fomba entina mandatsa na maneso ny sasany amin' ny fahoriana na fahavoazana mahazo azy Azo latsaina: Ny voa tsy fidiny tsy mba fandatsa [1.1] | ||
| Celui qu’on insulte ordinairement, la manière de railler [1.3] | ||
| Examples | Mba hahatonga ny taniny ho lao, sy ho zavatra fandatsa mandrakizay;
[2.996] | |
| Updated on 2023/01/07 |
|