| Entry | fandambana (lambana) | |
| Part of speech | noun | |
| [Tanala] Tsihy kely fametrahan-tsakafo solon-databatra ho an'ny ray aman-dreny ao an-trano na sakafo ho an'ny vahiny [1.78] | ||
| Fomba entina mandambana na manemitra amin'ny tsihy Fomba entina mandambana na mamehy (herana na zozoro) amin'ny antontany Fomba entina mandambana na maka valala amin'ny lamba [1.1] | ||
| Updated on 2024/09/04 |
|