| Entry | fandalina (lalina) | |
| Part of speech | noun or adjective | |
| Fomba entina mandalina na mandavaka any anaty tany lavitra any; tomba entina mamototra fatratra Azo na tsara halalinina: Hevitra fandalina tokoa izany [1.1] | ||
| Examples | Noho izany, hanan-danja lehibe eo amin' ny asa ireo fiarahamonina sy harivolana ireo, ka hiantraika eo amin'ny fomba fandalina izany.
[2.606] | |
| Updated on 2023/04/09 |
|