| Entry |
fandalàna
(lala)
|
| Part of speech | noun
|
| | [Bezanozano, Sihanaka, Taimoro, Tambahoaka, Tanosy]
Fisaonana [1.78]
|
| | Ny fotoana isaonana ny vady maty Fitandremana sy titan-drovana, fikarakarana: Zava-dehibe ny fandalàna ny fihavanana amin' ny Malagasy [1.1]
|
| Examples |
| 1 | Tsy misy intsony na ny tsy fivadihana amin' ny teny nomena, na ny fandalana ny hajan' ny tena.
[4.27]
|
| 2 | Tsy hay tohaina ny herin' ny vola, ka nahatonga ny olona hiezaka ny hanohitra amin' ny fandalana ny ohateny hoe "aleo very tsikalakalam-bola toa izay very tsikalakalam-pihavanana".
[2.606]
|
|
| Synonyms | |
|