|
|
|
|

Entry fandahatra (lahatra)
Part of speech noun
 Fomba entina mandahatra, izany hoe mametraka zavatra na olona mahitsy tomandavana, na mandamina, na manao kabary: Tsy toy izao akory no fandahatra vilia [1.1]

Updated on 2023/01/20