| Entry | fandaharana (lahatra) | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Fametrahana olona na zavatra mahitsy tomandavana:
ianao no mikarakara ny fandaharana ny mpianatra Fandaminana: Aorian' ny fiarahabana dia fanolorana ny saotra no hataontsika, araka ny fandaharana Fanaovana kabary na lahateny: Tsy azoazoko ny fandaharan-dRangahy io teny fa toa ny efa voalaza ihany no averimberiny [1.1] | |||||||
| Fandaminana atao mba hampizotra tsara ny fanatanterahana raharaha iray [1.13] | |||||||
| The act of arranging or lining up; the delivery of a speech; the setting of type; a list; a program [1.7] | |||||||
| Programme [1.8, 1.13] | |||||||
| Action d'arranger, de mettre en ligne action de donner un discours; action de composer en imprimerie; liste [1.8] | |||||||
| Rangement [1.13] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/09/04 |
|