| Entry | fanazavana (zava) | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| Fanovana izay hampahazava: Ampio labozia iray fa tsy ampy ny fanazavana itỳ efitra itỳ izany Filazalazana misimisy kokoa mba hahazoana zavatra iray: Omeo fanazovana kely aho hoe momba io raharaha io Fivoasana, famoaboasan, filazana heviteny: Misy sarotra iheny indraindray ny fanazavana hain-teny [1.1] | |||||||||
| The act of illuminating; an explanation [1.7] | |||||||||
| Action d'illuminer, d'éclairer [1.3, 1.8] | |||||||||
| L’action de bien expliquer, de rendre distinct, le moyen, la cause [1.3] | |||||||||
| Explication [1.13, 1.8] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/06/10 |
|