|
|
|
|

Entry fanavatsavana (tsavatsava)
Part of speech noun
 Tsy fandehanana amin' ny tena lalana fa manapatapaka manao hitsin-dalana hatraiza hatraiza; fandehanana amin' ny toerana tsy misy sori-dalana masaka [1.1]

Updated on 2023/01/05