| Entry | fanatsofana (tsofa) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanapahana amin' ny tsofa [1.1] | ||
| Fanapahana na famakiana hazo na vy amin'ny tsofa [1.13] | ||
| L’action de scier, de limer, l’instrument, le lieu [1.3] | ||
| Sciage [1.13] | ||
| Examples | Dia roso indray aho nitady fanampiana tamin' ny faritanin' Antananarivo hividianana milina famankonana sy fanatsofana.
[2.356] | |
| Updated on 2023/01/07 |
|