|
|
|
|

Entry fanatrotrongiana (trotrongy)
Part of speech noun
 Fandavoana na fanosehana olona any anoloana ka mitehika amin' ny tany mihitsy ny lohany [1.1]

Updated on 2023/01/05