|
|
|
|

Entry fanatrehana (atrika)
Part of speech noun
 L’action d’assister, la présence [1.3]
Examples 
1Nitombo fahasalamana tokoa Rasoa ka dia ny fanatanjaha-tsaina amin' ny fanatrehana adidy sisa no imasoana. [2.470]
2Rehefa misy fahoriana mihatra amin' ny firenena na faritany, tokony hiray hina ny mponina ary hifanampy amin' ny fanatrehana izany fahoriana izany. [2.472]

Updated on 2023/01/07