| Entry |
fanatanterahana
(tanteraka)
|
| Part of speech | noun
|
| | Famitàna tsara hatrany amin' ny farany [1.1]
|
| | Réalisation [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Napetraka tamiko ny fanatanterahana ny asa.
[2.356]
|
| 2 | Ho fanatanterahana izany dia misy sorona atao.
[2.508]
|
| 3 | Izy no mitandro ny fanatanterahana ny didim-pitsarana.
[2.114]
|
|
|