|
|
|
|

Entry fanatamberenana (tamberina)
Part of speech noun
 Fandehanana dia miverina indray; fampihodinkodinana eo an-toerana ihany; fampivezivezena mandroso dia misangodina eo amin' izay nialany indray [1.1]

Updated on 2023/01/20