|
|
|
|

Entry fanasoavana (soa)
Part of speech noun
 The doing of good to people [1.7]
 Bonnes oeuvres [1.8]
Examples 
1fa ny firenena no manarakaraka an' Andriamanitra amin' ny fiahiana sy ny fanasoavana ny olombelona. [1.342]
2Dia manana io toerana fanasoavana io ny FFPM ary nofidina Max Rafransoa Mpitandrina ho Tale hitantana voalohany ny Foibe, ary ny tenako ho Filohan' ny Filan-kevi-pitondran' ilay Foibe. [2.356]

Updated on 2023/10/12